Rolly Mercia : AMIN’NY 14 FEBROARY NY DIDIM-PITSARANA

Nangataka tamin’ny fitsarana ny mba hampitsaharana ny fanenjehana an’i Harry Laurent RAHAJASON na Rolly Mercia ny mpisolovavany ny Me Eric RAFIDISON , nandritra ny fifandaharana izay natao tetsy amin’ny tribonaly Anosy ny alatsinainy 7 febroary 2023 teo.

Amin’ny 14 febroary 2023 izao no hivoaka ny didim-pitsarana.

Tsiahivina fa isan’ireo voafonja misitraka ny fanalefahan-tsazy omen’ny Filoham-pirenena na grâce presidentiel izy – ka tokony efa ho vita tamin’ny faha-16 janoary 2023 teo ny saziny.

#rolly_mercia
#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa eto amin’ny https://ledefi.mg/

5 réflexions sur “Rolly Mercia : AMIN’NY 14 FEBROARY NY DIDIM-PITSARANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *