Rév Dr JAOMANDINY: HOHAMASININA EVEKA

EEM – Fiangonana ANGLIKANA : HAMASININA HO EVEKA AMIN’NY 4 JONA 2023 IZAO NY Rév Dr JAOMANDINY Jean-Baptiste

Hotanterahana ao amin’ny Katedraly Santa MATIO Diego ny faha – 4 Jona 2023 izao amin’ny 8 ora maraina ny fanamasinana ho eveka sy fametrahana ny Rév Dr JAOMANDINY Jean-Baptiste

 ho eo amin’ny fiketrahana masina.

Izany lanonana rehetra izany dia eo ambany fitarihan’ny:

 Arsevekan’ny Provansa Ranomasimbe Indianina – Sa grâce Mgr James Wong ,

 Filohan’ny FEEM no sady evekan’ny Diosesy Antananarivo Mgr RANARIVELO Samoela Jaona.

Son Excellence Mgr Dr RATELOSON R. Gilbert – Filohan’ny Conference Episcopale de Madagascar no sady Evekan’ny Fianarantsoa ,

Son Excellence Mgr SOLO Jean Paul – Evekan’i Toamasina ,

Son Excellence Mgr Dr RAZAFINDRALAMBO Samitiana J. – evekan’i Toliary,

Son Excellence Mgr HALL Speers , evekan’I Mahajanga ,

Venerable LEONARD Argal , Vicaire General du Diocese Antsiranana.

Ny volana janoary 2023 teo moa no voafidy ho evekan’ny diosesy Antsiranana ny Rév Dr JAOMANDINY Jean-Baptiste.

Eo anatrehan’izany rehetra izany, dia manasa antsika Kristianina anglikanina rehetra ho tonga hanotrona izany lanonana goavana izany any Antsiranana.

424 réflexions sur “Rév Dr JAOMANDINY: HOHAMASININA EVEKA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *