PORT BERGE : NOTOLORANA FITAOVANA ENTI-MIASA IREO TOMPONANDRAIKITRA NY FARITRA SOFIA

✅Faritra tsy no hadinoan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ny ao Sofia,fampanantenana nataony ny hanomezana ny fitaovana hiasan’ireo tomponandraikim-panjakana rehetra any an-toerana.

✅Tao amin’ny Distrikan’i Port Bergé no nitsidihan’ny Minisitra mpiahy ny Faritra Sofia. SOAFILIRA Princia, notronin’ny ny Minisitry ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana TOKELY Justin.

✅Nanolorana ny fiara tsy mataho-dalàna ho an’ireo Préfet sy lehiben’ny Distrika ; jiro manazava ny lalàna ;moto ho an’ireo benin-tanàna ; notolorana bisikileta ihany koa ireo mpianatra mendrika sy ireo mpampianatra ; fanolorana karatany ho an’ireo mponina any an-toerana.

✅Amin’ny maha Minisitra mpiahy Sofia ny minisitra ny mponina SOAFILIRA Princia dia nojereny manokana ireo Soja be sy ireo manana fahasembanana ary ny fikambanan’ny vehivavy, notolorany lelavola .

✍️Andry Rakotonirainy

Une réflexion sur “PORT BERGE : NOTOLORANA FITAOVANA ENTI-MIASA IREO TOMPONANDRAIKITRA NY FARITRA SOFIA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *