Paul RABARY: MILA MAHAY MIFIDY

Paul RABARY: MILA MAHAY MIFIDY IZAY HO FILOHA NY VAHOAKA


Hiatrika fifidianana I Madagasikara amin’ity taona ity, maro ny atoko politika handray anjara amin’izany, ka manana anjara lehibe amin’izany ny vahoaka malagasy ny amin’ny olona izay ho fidiany hoy ny nambaran’ny Paul RABARY.


Hiaraha mahita hoy izy ny fasahiranan’ny malagasy fa anjaran’ny vahoaka no mitsara ny filoha ny amin’ny fitondrana izay ho entiny .
Misy ihany koa ny fampanatenana izay ataony filoha ka mila manantanteraka izany araka ny nampanantenainy ny vahoaka nifidy azy izy noho izany tompon’andraikitra feno amin’ny fifidianana ny malagasy amin’ny olona izay ho fidiany ho filoham-pirenena.


Olivia R.

2 réflexions sur “Paul RABARY: MILA MAHAY MIFIDY

  • 4 septembre 2024 à 15h23
    Permalien

    Hello there, I found your blog via Google while looking for a related topic, your site came up, it looks good. I’ve bookmarked it in my google bookmarks.

    Répondre
  • 6 avril 2023 à 5h56
    Permalien

    Hay hanokatra ny antokony koa andriamatoa dia mody manakiana aloha

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *