NODIMANDRY NY MAITRE MAMY RADILOFE

Nodimandry ny Maitre Mamy Richard Radilofe. Izy moa dia efa kandida ho Filoham-pirenena ny taona 2018 izay natolotry ny antoko RDS.

Tsy mena maso miteny ary sahy mamaky bantsilana ny tsy mety. Efa naverimberiny matetika fa ny fiverenana amin’ny tany tena tandalana ihany no hampandroso antsika eto Madagasikara.

Mirary fiononana feno sy mankahery ny fianakaviany ny eto anivon’ny gazety @Ledefi-madagascar.

#maitreMamyRadilofe

Araho hatrany ny vaovao ao anatin’ny https://ledefi.mg

Une réflexion sur “NODIMANDRY NY MAITRE MAMY RADILOFE

  • 15 septembre 2024 à 7h31
    Permalien

    I really like your writing style, fantastic information, appreciate it for putting up : D.

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *