Nambinina RAHERIMAMPIANINA-GASY LEO: TSY AFAKA NOVANGIANA TENY AM-PONJA

Nambinina RAHERIMAMPIANINA-GASY LEO: TSY AFAKA NOVANGIANA TENY AM-PONJA

  1. Araka ny resaka nifanaovana tamin’ireo naman’i Nambinina RAHERIMAMPIANINA,mpikambana ao anatin’ny vovonana Gasy Leo ;dia tsy afaka novangiana tao am-ponja ny namany,noho ny antony tsy fantatra.
  •  Tsy afa-nitafa tamin’ireo mpamangy azy araka izany i Nambinina ny omaly;na dia ny fianankaviany akaiky ary.Teo ihany koa ireo namany nikasa ny hiresaka aminy,saingy voasakana avokoa.
  • Tsara moa ny mampafantatra fa i Lily RAFARALAHY,Toavina RALAMBOMAHAY ary i Clémence RAHARINIRINA,izay samy mpanolon-tsain’ Antananarivo avokoa no nandeha namangy azy teny. Raha tsiahivina,dia nahiditra am-ponja vonjimaika i Nambinina RAHERIMAMPIANINA,noho ny raharaha hetsika tsy nahazo alalana tetsy amin’ny kianja 13 Mai,izay niarahany tamin’ny vadin’i Malama.
  • :Alex R.

182 réflexions sur “Nambinina RAHERIMAMPIANINA-GASY LEO: TSY AFAKA NOVANGIANA TENY AM-PONJA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *