MD RAHERIMAMPIANINA

⭕Hetsika teo amin’ny 13 Mey : MD ENY ANTANIMORA ILAY LEHILAHY VOASAMBOTRA TAMIN’NY HETSIKA NIARAHANA TAMIN’NY VADIN’I MAHERY LANTO MANANDAFY

▶️lehilahy iray antsoina hoe Raherimampianina Nambinina, voalaza fa avy ao amin’ny vovonana “Gasy Leo” no voasambotra nandritra ny hetsika notarihan’ny vadin’i Mahery Lanto Manandafy ny 31 Mey 2023 teo .

▶️Notazonina natao famotorana izy ary niakatra fampanoavana androany zoma 2 jona. Famorian’olona tsy nahazo alalana sy fanivaivana mpitandro filaminana no isan’ny vesatra iampangana azy.

▶️Taorian’ny fihainoana azy dia nalefa eny Antanimora ralehilahy.
Marihana fa ramatoa Doris Rakoto Samuel , vadin’i Mahery Lanto Manandafy dia tsy isan’ireo voasambotra tamin’izany .

✍️Khan R.

13mey

232 réflexions sur “MD RAHERIMAMPIANINA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *