fahaleovantena : FAHA 63 TAONA

⭕Faha – 63 taonan’ny Fahaleovantena: NOSOKAFANA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY TEO ANALAKELY

▶️Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy androany faha 2 jona 2023 teo Analakely ny fanamarihana ny faha – 63 taona niverenan’ny fahaleovantena. Nisy ny fananganan-tsaina ho fanamarihana izany.

▶️Manomboka izao izany dia tokony hanangan-tsaina ny isan-tokantrano ho fanamarihana izany. Tsy tokony asiana fijerena firehana na loko politika ny sainam-pirenena fa an’ny rehetra.

▶️Tamin’ity fotoana ity koa no nampisehoana ny fampirantiana mikasika ny Foloalindahy izay azon’ny rehetra tsidihana ao amin’ny Lapan’ny tanana Analakely.

▶️Nanotrona ity fotoana ity ny Filoham-pirenena sy ny Ben’ny Tanana Antananarivo Renivohitra ary ireo olomanakaja maro.

✍️Khan R.

independance

Analakely

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *