Marc RAMIARINJATOVO : NIZARA FIOFANANA

Teny amin’ny Espace Fenohasina Itaosy – Distrikan’Atsimondrano no nizaran’i Marc RAMIARINJATOVO – Filohan’ny MDV ( MADAGASIKARA VAOVAO) – ny fiofanana maimaimpoana mikasika ny famorononana asa – ny faran’ny herinandro teo

. Liana ny olona. Afapo ny mpanatrika. Ary maro ireo fikambanana tonga tao naniry ny hanaovany sy hitondrany ity formation ity any amin’ny toerana nisy azy ireo avy. Misokatra amin’ny rehetra ny fiaraha-miasa raha te hahazo ity formation gratuit mikasika ny famoronan’asa ity ny fikambanana na fiangonana sns…, hoy Marc RAMIARINJATOVO – izay Expert International en Gestion de Projet no efa Ben’ny Tanana ihany koa.

Efa 15 taona lasa izay no nizarany io fiofanana io nanerana an’i Madagasikara ary maro no nahita vokatra tsara.

#mdv #marc_ramiarinjatovo #famoronana_asa #atsimondrano

267 réflexions sur “Marc RAMIARINJATOVO : NIZARA FIOFANANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *