Mahery Lanto Manandafy : NAMPIDIRINA ETSY ANTANIMORA INDRAY

Tranga mbola tsy fahita mihitsy ity mahazo an’i Malama na Mahery Lanto Manandafy ity. Vao nivoaka ny fonja izy ny sabotsy teo, dia nampidirina am-ponja indray anio alarobia.

Nisy raharaha hafa izany indray mahakasika azy , izay efa tamin’ny 2020.

Vao nivoaka ny fonja moa izy dia nivahiny tamina fahitalavitra iray ary tsy hay na misy hidiran’izany ve ? Vonona hatrany aho hoy izy hamotsipotsitra ny tsy rariny , kanefa moa izao mihidy any am-ponja izao indray Malama.

Hita ihany koa ny disadisa teo aminy sy ireo mpiara manao facebook namany ka na dia izay andro vitsy nivoahany ny fonja izay fotsiny dia efa nifampitana tao anaty facebook ry zareo

11 réflexions sur “Mahery Lanto Manandafy : NAMPIDIRINA ETSY ANTANIMORA INDRAY

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *