Fitsarana miaramila

FITSARANA MIARAMILA: NISOKATRA ANDROANY

Nisokatra androany 03 Aprily 2023 tamin’ny fomba ofisialy ny fitsarana miaramila izay natao teo amin’ny kianjan’i Betongolo .
Izay notarihin’ny sekretera jeneralin’ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena notron’ireo mpiara- miasa aminy.
Maro ireo tanora tonga teny an-toerana, ka nankasitra azy ireo ny Ministera amin’ny fihetsika mitory ny fitiavantanindrazana amin’ny famitana ny adidy.

Olivia R.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *