Lalan-dratsy RN2 : MITARAINA IREO ” CAMIONNEUR”

Manao antso avo ny fikambanana ivondronan’ireo ” Camionneur” na ireo mpisehatra amin’ny fitaterana mampiasa Kamiô.
Noho ny haratsin’ny lalana RN2 dia mitombo ny fandaniana “gasoil”. Sarotra anefa ny tonga dia hampiakatra ny saran’ny fitondrana entana.

Mangony fotsiny ny filaharana eo amin’ny ” Station de pesage” Tsarakofafa
” Mangataka tomponandraikitra iray arahana Journaliste mizaha antsipirihany ny fandaniana manomboka any Toamasina, eny an-dalana rehetra hatraty Antananarivo, ka hiaraha mikajy ny solika lany ka hahita tokoa ianareo fa mizaka ny mafy mpamily Kamiô amin’ireo antony voalaza etsy ambony ireo “, araka ny fanazavana.

Andry RAFIDINIRINA

10 réflexions sur “Lalan-dratsy RN2 : MITARAINA IREO ” CAMIONNEUR”

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *