Politika : i GASIKARA KOA MBA TE HANDROSO…!

Tahaka ireo firenena demokratika rehetra dia mba te handroso tahaka an’i #Rwanda, Nosy #Maurice koa i Gasikara na i Madagasikara.

Aoka izay ny adilahy politika fa io no mampijaly an’ity firenena ity !

🔵Sary : Sary fanehoana, sary androany teny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza , tsy misy hidirany.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *