JIRAMA SHOP : AHITANA NY ” GUICHET UNIQUE DE BRANCHEMENT “

Nisokatra eny Anosizato ny Jirama Shop. Ahitana ireo tolotra omen’ny Jirama izy ity no hampirantiana sy hivarotana ny fitaovana rehetra ilaina amin’ny fampisitrahana jiro koa” hoy ny tale Jeneraly mpisolo toerana eo anivon’ny orinasa Jirama, Rasoava Haingomampianina.

Ho hita ao araka izany ny”Guichet unique de branchement”, “branchement mora”, “standard de service”, “chargé de clientèle polyvalent”.

️Ankoatra ny eo Anosizato, dia hametrahana izany koa ny ao Alasora sy Talatamaty. Hisy koa “agence” hosokafana eny Itaosy, Sabotsy Namehana, Ampasampito ary Analamahitsy.

Nanokatra izany ny Filoham-pirenena notronin’ireo mpanao politika maro avy amin’ny IRD.

1 768 réflexions sur “JIRAMA SHOP : AHITANA NY ” GUICHET UNIQUE DE BRANCHEMENT “

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *