INSPNMAD : MPIANATRA 237 NO HIDITRA AMIN’NY SEHATRY NY ASA

INSPNMAD : MPIANATRA 237 NO HIDITRA AMIN’NY SEHATRY NY ASA

Afaka avy hatrany manorina orinasa ho azy ireo mpianatra vao nivoaka teo anivon’ny INSPNMAD.
Mpianatra misa 237 ahitana mpampivelona, infirmier, teknisiana ny laboratoire no notolorana mari-pahaizana ,

izay nisalotra ny andiany MEVA ny 17 Martsa 2023 teny amin’ny CCI IVATO.
Tsy niasa irery ny sekoly INSPNMAD fa eo ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny firenena Alemana izay manohana

,ity farany moa izay mitady mpinatra amin’ny sehatrin’ny fitsaboana any aminy , tsy ho sarotra araka izany ho an’ireto mpianatra vao nivoaka ireto ny fikarohana asa any ivelany ,

izay eo rahateo ny fahaiza manao noratoviny tao amin’ny sekoly.
Na izany aza dia tsy adino ihany koa ny fanaparItahana ireo mpianatra vao nivoaka eny amin’ny ambanivohitra .

Andry Rakotonirainy

263 réflexions sur “INSPNMAD : MPIANATRA 237 NO HIDITRA AMIN’NY SEHATRY NY ASA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *