Hetsiky ny Kandida : NITOHY TENY AMBOHIPO

Mbola niroso tamin’ny hetsika eny an-dalambe ny avy eo anivon’ny Vondrona Kandida , tamin’ity anio ity.

Rehefa avy teny Anosibe sy Itaosy ireo Kandida tamin’ny voalohan’ity herinandro ity , dia nihazo Ankatso sy Ambohipo izy ireo.

Tsy miova ny votoatin’ny tolona fa ny fitakiana ny fiverenana amin’ny fiandrianampirenena sy ny fanajana ny lalana velona eto amin’ny tany sy ny firenena. Tokony tamin’ny 12 ora tany ho any dia teny Ambohipo izy ireo. Tazana nitarika ity hetsika ity moa ny Kandida N°2 Hajo Andrianainarivelo.

257 réflexions sur “Hetsiky ny Kandida : NITOHY TENY AMBOHIPO

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *