Hery Rajaonarimampianina : HIGADONA ANIO

Anio sabotsy 11 febroary 2023 amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro no fantatra fa higadona eto Madagasikara ny Filoha teo aoloha Hery RAJAONARIMAMPIANINA – Filoha mpanorina ny antoko HVM na Hery Vaovao Madagasikara.

Araky ny annonce efa mandeha amin’ny haino aman-jery samihafa dia eo amin’ny QG na Foibe toeran’ny antoko HVM eo Andraharo no hihaonany amin’ireo mpiara-dia aminy.

Tsiahivina fa taorian’ny tsy nahalany azy tamin’ny fifidianana filoham-pirenena 2018 dia nipetraka tany Frantsa izy ary izao mitodi-doha eto an-tanindrazana izao indray.

Mbola tsy nanambara kosa izy na ho KANDIDA filoham-pirenena na tsia.

#hery_rajaonarimampianina

#hvm

#ledefi_madagasikara

Araho hatrany ny vaovao samihafa eto amin’ny https://ledefi.mg/

hery

300 réflexions sur “Hery Rajaonarimampianina : HIGADONA ANIO

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *