Groupe STOI : NITOHY TAO MIARINARIVO NY FANOMEZANA ZEZIKA TAROKA HO AN’NY TANTSAHA

Nitohy tao Miarinarivo , androany alatsinainy 13 novambra , ny fizarana ny zezika organika Taroka avy amin’ny Groupe STOI. Ireo tantsaha ao amin’ny Communes Miarinarivo I, Miarinarivo II, Manazary ary Antoby Est no nahazo izany.
Zezika milanja 3 taonina no nozaraina tamin’izany.

Tanjona ho antsika ny hahatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo , ka antony hanohanana ny mpamboly , hoy Tahiana Razanamahefa avy amin’ny #GROUPE_STOI.
Mpamboly sy tantsaha 80 % mponina eto Miarinarivo ary manampy azy ireo tokoa izao tantsoroka avy amin’ny mpiara miombonantoka izao.

Nanatrika ity fotoana ity ny SG Gouverneur Faritra Itasy, ireo Ben’ny tanàna 4, ny solotena DRAE Itasy, ny ekipa STOI Miarinarivo.

Suivez l’actualité sur notre site Web https://ledefi.mg

Une réflexion sur “Groupe STOI : NITOHY TAO MIARINARIVO NY FANOMEZANA ZEZIKA TAROKA HO AN’NY TANTSAHA

  • 17 septembre 2024 à 6h11
    Permalien

    Great – I should definitely pronounce, impressed with your web site. I had no trouble navigating through all the tabs and related info ended up being truly easy to do to access. I recently found what I hoped for before you know it in the least. Quite unusual. Is likely to appreciate it for those who add forums or something, website theme . a tones way for your client to communicate. Excellent task..

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *