GRANDE BRADERIE MADAGASCAR : AMIN’NY 21 HATRAMIN’NY 24 DESAMBRA 2022

Hiatrehana ny fetin’ny faran’ny taona dia hisy ny tsena be la Grande Braderie Madagascar ny 21 Desambra ka hatramin’ny 24 Desambra 2022 izay atao ao amin’ny kianjan’ny barea Mahamasina.

Misy ny tranoeva izy miisa 150, ary misy ny fihenambidy hatramin’ny 15% . Ny mampiavaka an’ity Grande Braderie ity dia afaka miantsena ampilaminana ny renim-pianakaviana rehetra. Azo antoka ny resaka fandriampahalemana.

2 777 réflexions sur “GRANDE BRADERIE MADAGASCAR : AMIN’NY 21 HATRAMIN’NY 24 DESAMBRA 2022

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *