Fondation H : FAMPIRANTIANA

“Fondation H: MIISA 80 IREO ZAVA-KANTO HATAO FAMPIRANTIANA

Mananteraka seho ho an’ny daholo be ny Fondation H amin’ny alalan’ny fampirantiana zava-kanto vita amin’ny fanenonana.

Io fampirantiana io dia goavam-be,izay ho tontosaina mandritra ny 10 volana,ny 28 Aprily 2023 ka hatramin’ny 29 Febroary 2024.

Fampirantiana natao ho fahatsiarovana,fisaorana ary fanehoana ny zava-kanto rehetra vitan’i RAZAKARATRIMO Zaorinivo na “Madame Zo”,izay mpanan-kanto Malagasy mpanenona,nodimandry tamin’ny taona 2020.

Miisa 80 ny zava-kanto hita ao ary tsy misy fidim-pidirana.

Hubert R.

430 réflexions sur “Fondation H : FAMPIRANTIANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *