Fikambanana Albinos Madagascar : NANAO FIFANARAHAM-PIARAHAMIASA

Fikambanana Albinos Madagascar : NANAO FIFANARAHAM-PIARAHAMIASA

Nisy ny fifanaovan-tsonia nataon’ny ONG TAM’ZO sy ny fikambanana Albinos Madagascar izay natao teny amin’ny biraon’ny fikambanana Albinos Madagascar.
Fifanaraham-piarahamiasa tetikasa misehatra manokana amin’ny fanajana ny zo maha olona indrindra ny zo ho an’ireo olona manana toe- tena varira. Maro ireo tranga sy trindry hazolena nahazo ny olona manana toe-tena varira indrindra tany amin’ny distrikan’Ikongo ka izay no tena vontohanton’ny fifanaraham-piarahamiasa ny roa tonta.

Hampafantatra sy hampiofana eny anivon’ny sekoly ny fiaim-piainan’ny olona varira, ialana amin’ny mety tsindry hazolena mahazo ny varira izany ka izany anton’ny anaovana tetikasa. Haharitra 18 volana ny faharetan’ny tetikasa ary ny Distrikan’Ikongo no anombohana izany tetikasa izany.

Olivia R.

397 réflexions sur “Fikambanana Albinos Madagascar : NANAO FIFANARAHAM-PIARAHAMIASA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *