Fandalovan’ny Rivo-Mahery any Atsinanana: MIHETSIKA NY ZANDARIMARIA

Manoloana ny fandalovan’ny rivo-mahery “” any amin’ny faritra avaratra atsinanana iny dia tsy mitsahatra manao fanentanana ireo Zandary mitomandavana ny sisin-dranomasina Indiana iny.

Nidina teny amin’ny moron-dranomasina nahenoana ny mbola mety hisian’ny mpanjono mbola mirotsaka an-drano ireo Zandary tao Fénérive-Est ary nanohy fanentanana ny tsy hanjonoana aloha sy hiakatra amin’ny toerana avo mba hisorohana ny loza.

Aoka isika hifanentana momba ny fepetra tokony ho raisina mialoha sy mandritra ary aorian’ny rivodoza. Araho hatrany ny vaovao marina ara-potoana omen’ny Foibe misahana ny toetry ny andro.

210 réflexions sur “Fandalovan’ny Rivo-Mahery any Atsinanana: MIHETSIKA NY ZANDARIMARIA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *