Clémence RAHARINIRINA – Toavina RALAMBOMAHAY : Samy tsy afa-po tamin’ny fitantanana ny tananan’Antananarivo

Clémence RAHARINIRINA – Toavina RALAMBOMAHAY : Samy tsy afa-po tamin’ny fitantanana ny tananan’Antananarivo

Samy naneho ny tsy fahafaham-pony amin’ny fitantanana ny tananan’Antananarivo ny mpanolotsaina maromaro izay nilaza fa mila mangaraharaha. Isan’ireo mpanolotsaina ireo ry Clémence RAHARINIRINA sy Toavina RALAMBOMAHAY.

Nifarana androany moa ny fivoriana ara-potoana nataon’ireo mpanolon-tsaina monisipaly ny tanan’Antananarivo. Fivoriana izay nandinihina ireo teti-bola fanampiny tamin’ity taona ity. Raha araka ny nambaran’ny Clémence RAHARINIRINA dia maro ny tsy fitomombanana amin’ny resaka fitantana ao amin’ny kaomina Antananarivo ka mitaky ny fitantana mangarahara eo anivon’ny kaomina ireo mpanolon-tsaina monisipaly ireo . Manaitra ny vahoakan’Antanarivo noho izany izy ireo hahay hisafidy izay ho afaka hitondra ao anatin’ny fifidianana monisipaly manaraka hoy i Tohavina RALAMBOMAHAY .

Olivia R. Sary: Hubert R.

174 réflexions sur “Clémence RAHARINIRINA – Toavina RALAMBOMAHAY : Samy tsy afa-po tamin’ny fitantanana ny tananan’Antananarivo

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *