CENI : DINIKA FAHAROA

Ceni : DINIKA FAHAROA MIKASIKA NY FANOMANANA NY FIFIDIANANA

Tontosa anio faha 22 jona 2023 ny dinika faharoa mahakasika ny fifidianana mangarahara.

Nandritra ny dinika faharoa izay natao dia hita nohovoizina tao anatin’izany ny fahakasitrahana ny fahatongavan’ny antoko tsirairay satria dia mariky ny fahavononana sy firaisan-tsaina, ary ny firaisankina ny zotram-pifidianana ka izay no antony anatanterahana izao dinika faharoa izao taorian’ny fihaonana tamin’ny volana martsa lasa teo.

Noho ny fahitana ny vokatra mivaingana sy hita soritra mazava ny ara-pitaovana dia niditra amin’ny fanavaozana ny lisi- pifidianana sy ny daty ary ny fanantaterahana ny toromarika mandritra ny fifidianana ireo mpikambana ao amin’ny CENI.

Noho ireo antony ireo no nanaovana izao dinika faharoa mahakasika ny fifidianana mangarahara izao ka nianga tamin’ izany no antony namohana izao lohahevitra sy famelabelaran-kevitra izao.

✏Elisa Razafy

Une réflexion sur “CENI : DINIKA FAHAROA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *