CCI IVATO : SALON SIAE

⭕Cci Ivato : SALON INTERNATIONALE DES ACTEURS ÉCONOMIQUE (SIAE) ANDIANY FAHA-2

▶️Nisokatra teny amin’ny CCI Ivato, ny SIAE izay nosokafan’ny Minisitrin’ny Raharaham-bahiny Yvette Sylla.

▶️Ny SIAE dia natao hampifandraisana ny mpisehatra ara-barotra sy ara-toekarena eo amin’ny Madagasikara🇲🇬 sy Korea🇰🇷 . Hita ao amin’ity fampiratiana ity daholo mpisehatra ara-barotra sy ara-toekarena rehetra .

▶️Misy ihany koa ny “Business Forum” izay hafahana mampafantatra ireo misehatra ara-barotra hifandraisany Madagasikara🇲🇬 amin’ny OKorea 🇰🇷. Haharitra efatra andro ny fampiratiana ary andro voalohany androany. Maro ireo tranoeva izay nandray anjara tamin’ny SIAE andiany faha-2 ity.

✍️Olivia R.

460 réflexions sur “CCI IVATO : SALON SIAE

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *