Bngrc – Ministeran’ny Mponina

Bngrc – MPPSPF: ATRIKASA FANANTANTERAHANA NY FIAHIANA ARA-SOSIALY

Nisy ny atrikasa izay nataon’ny Ministeran’ny Mponina sy ny BNGRC niaraka tamin’ireo mpiara-miasa amin’izy ireo .
Hatrikasa natao hanatanterahana ny “Manuels” hafahana manatanteraka an’ireo fiahiana ara-sosialy ary hanomezana ireo fandaharan’asa atao aorian’ny fandalovan’ny loza mahazo an’i Madagasikara.

Mahakasika ny tsy fampiana ara-tsakafo, rivodoza ary ny tondra-drano nodinihana tao, samy hafa ny fomba fiasa amin’ireo izay arakarakin’ny fitrakangany loza izay mandalo. Natambatra ireo ireo ho entina hanatanterahana sy mandrindra eny hifotony eo amin’izany ara-sosialy izany izay ataon’ny BNGRC sy ny Ministera.

Ireo dia ho hampiarina sy hampiasana eny amin’ny mpisehatra rehetra ahitana ny fomba fiasa indrindra eo amin’ny fifanankalozana aran-kevitra amin’ny fanantanterahana ny asa.

Betsaka hoy izy ireo ny mpisehatra fiahiana ara-sosialy ka hoampitoviana izany mba tsy hisian’ny fitarainana eny amin’ny mpisehatra.

Olivia R.
Sary :RHA

261 réflexions sur “Bngrc – Ministeran’ny Mponina

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *