Behoririka : VEHIVAVY 2 MATY NIHOTSAHAN’NY TRANO

Vehivavy miisa roa no namoy ny ainy vokatry ny firodanan’ny trano teo Behoririka io maraina io. Tokony ho tamin’ny 4 ora maraina tany no nirodana ny trano.

Eo ambadiky ny BFV Behoririka no misy azy ity. Vokatr’ilay orambe alina iny no voalaza fa mety nampihotsaka ny trano , araky ny vaovao avy amin’ny mpamonjy voina – izay tonga nanavotra ireo olona hafa tao anatiny. Fantatra aloha hatreto fa maromaro ireo avotra soa aman-tsara.

#BEHORIRIKA

Araho ny vaovao hafa ao amin’ny https://ledefi.mg/

239 réflexions sur “Behoririka : VEHIVAVY 2 MATY NIHOTSAHAN’NY TRANO

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *