BAREA vs CENTRAFRIQUE : IREO TOERANA AHITANA NY TAPAKILA

Hifandona amin’ny CENTRAFRIQUE ny BAREA MADAGASIKARA amin’ny alakamisy 23 marsa 2023 izao – etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina – amin’ny 4 ora hariva.

Lalao handraisana anjara amin’ny CAN hatao any Côte d’Ivoire izy io. Efa tonga eto an-tanindrazana ireo mpilalao Bareo expatrié hanao ny fanazaran-tena hiatrehana an’io lalao io.

Toy izao kosa ny vidin’ny tapaka – izay azo jifaina ao amin’ny ticketplace.io :

Gradin : 5000 Ar

Tribune Supérieure : 10000 Ar

Tribune Centrale : 30000 Ar

Ho an’ny rahapitso talata 21 marsa sy Alarobia 22 marsa dia azo  atao ny mividy izany eny amin’ny Jumbo Score Ankorondrano – Jumbo Smart Tanjombato – Mahamasina Stade BAREA, entrée Parking P1

Eo amin’ny CFM Anosy kosa ny fivarotana ny tapakila ny andron’ny lalao

#AlefaMadagasikara🇲🇬🇲🇬🇲🇬

275 réflexions sur “BAREA vs CENTRAFRIQUE : IREO TOERANA AHITANA NY TAPAKILA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *