“ANTSOA”: MANASONGADINA IREO VOKATRA NATORALY

Anisany ireo tranoeva mandray anjara ao amin’ny FIM ny vokatra natoraly “Antsoa” . Izy ireo dia mamokatra vokatra vita malagasy tanteraka ary natoraly daholo izay vita amin’ny voankazo sy zava-maniry isan-karazany hentina hikarakarana tarehy sy volo.

Hampafantatra ny vokatra izay novokariny moa ny atongavan’izy ireo sy andraisany anjary amin’ity FIM ity ka manentana antsika hitsidika ny tranoeva izay misy azy ireo.

Eny 67 ha moa no misy ny foiben’izy ireo.

374 réflexions sur ““ANTSOA”: MANASONGADINA IREO VOKATRA NATORALY

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *