Andro faharoa

⭕Salon de l’Electricité,des Energies Renouvelables et des Hydrocarbures : ANDRO FAHAROA ANDROANY

▶️Andro faha-2 amin’ny “salon de l’Electricité , des Energies Renouvelables et des Hydrocarbures” androny 09 Jona 2023 .

▶️ Liana tanteraka amin’ny hetsika ny olona indrindra ireo tanora, tombony lehibe ho an’ireo tanora tokoa ny hetsika tahaka izao mba hivelaran’ny sainy sy hampitomboana ireo traikefa izay ananan’izy ireo .

▶️Anisany mahaliana ny olona ihany koa ny fisian’ny angovo avy amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro izay anisany be mpanjifa amin’izao .

▶️Ka manentana hatrany hitsidika ny fampiratiana .
Vidim-pidirana: 2 000ar

413 réflexions sur “Andro faharoa

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *