Gouverneur RAFIDISON RICHARD
Governora Rafidison Richard MANDRAY ANJARA AMIN’NY FANATSARANA NY LALANA ETO TOAMASINA
Omaly dia nisy ny fijerana ifotony ny fanamboarana ny lalana “béton” mirefy 200 metatra izay hamboarin’ny Governoram-paritry ny Faritra Atsinanana tarihin-dRafidison Richard. “Fanomezan-tanana avy amin’ny Faritra Atsinanana amin’ny fanatsara ny tanànan’i Toamasina moa no anton’izany”, hoy izy. Nohamafisiny fa : “ny fanatsarana ny tanànan’i Toamasina tsy vita iray andro. Efa ela tsy nisy fanatsarana goavana ary tsy adidin’ny Fiadidina ny tanàna irery fa izany fa tokony samy hitondra anjara biriky ny Hery velona rehetra” Hisokatra mialohan ‘ny Krismasy ity lalana ity ary hatao CADEAU DE NOEL ho an ‘ny mponina eto Toamasina hoy izy
Nambarany tamin’izao fitsidihana izao fa : ” tsy ny habeny loatra no tena jerena fa ny famahana olana entiny”. Ity lalana ity mantsy dia mampitohy ny lalana mihazo ny hopitaly manarapenitra amin’ny hopitaly bé ary mampifandray ny lalana Boulevard Ratsimilaho amin’i Miami. Nohamafisiny fa : ny vola nentina nanana an’ity asa fanamboarana lalana béton ity dia avy amin’ilay vola 2 Miliara Ariary vatsian’ny Fanjakana Foibe ho an’ny Faritra. Nambarany fa : ” Anjaran’olo jiaby ny fanatsarana ny tanàna satria rehefa tsy tsy mandoto, tsy manary rano… dia efa mandray anjara amin’ny fanatsarana izay”. “Tokony samy mitondra anjara biriky amin’ity fanatsarana ity Renivohitry Toamasina ity. Mora ny mikritika sady maro izy ireo fa ireo mandray andraikitra vitsy”, hoy ny Governora. Miantso fanentanana ho an’ny tsirairay hitondra ny anjara biriky izy.
Laharam-pahamehana ity fanamboarana io lalana béton 200 metatra io rehefa rehefa nifampidinika tamin’ny Fiadidina ny tanàna noho izy mamaha olana tahaka ny famahana ny fitohan’ny fiarakodia.
Araka ny fanazavana dia mbola misy lalana hafa koa ataon’ny Faritra Atsinanana ao Toamasina. Afaka tapa-bolana dia hitsidika ny asa fanamboaran-dalana ao kartie Mangarivotra Atsimo izy. Tamin’ny herintaona dia efa nisy lalana 800 metatra natao tao Toamasina. Misy hatrany izany isan-taona toy ny tany Ankirihiry sy Morarano … Asa fanamboaran-dalana tahaka ny nataon’ny Faritra any amin’ireo Distrika 6 mandrafitra ny Faritra Atsinanana moa ity ataon-dry zareo ao Toamasina ireo.
Ity lalana etsy amin’ny hopitaly bé Toamasina ity no ambaran’ny Governora fa : kadoa na fanomezana Noely 2023 ho an’ny vahoakan’i Toamasina ka hisokatra alohan’ny Krismasy izany izy io. Tamin’ny herintaona dia ny lalan’Ankirihiry no kadoa Noely 2022 ho an’i Toamasina.
http://shop7.kokoo.kr/bbs/board.php?bo_table=inquiry&wr_id=245107
https://fromkorea.kr/kor/bbs/board.php?bo_table=free&wr_id=271
Hey there! Would you mind if I share your blog with my myspace group?
There’s a lot of folks that I think would really enjoy your content.
Please let me know. Many thanks
заттар мен денелерге не жатады,
физикалық денелерге не жатады федерация водных видов спорта
рк, соревнования по плаванию алматы жердегі тіршіліктің пайда болуы, жердегі
тіршіліктің пайда болуы туралы кеңінен тараған теориялар пряжа картопу в алматы, магазины пряжи в алматы
https://broadmind.co.kr/bbs/board.php?bo_table=free&wr_id=251406
That is really interesting, You are an overly skilled
blogger. I have joined your rss feed and stay up for in the hunt for more of your
wonderful post. Additionally, I’ve shared your web site in my social networks
https://www.outlookindia.com/plugin-play/ED8590ED8590EBB2B3-EB8F99EC9DBC-EC8694EBA3A8EC8598-EBA994EC9DB4ECA080EC82ACEC9DB4ED8AB8-EBAAA8EC9584EBB3B4EAB8B0
приснилось что вытащили глаз к чему снится девушке радуга 2006 14 июля знак зодиака
приснилось сидеть за столом с мужем гороскоп на месяц по дате
рождения рассчитать онлайн, солярный гороскоп на месяц онлайн
до чого сниться обгортання 6 березня 1972 року який день тижня
молитва богослову слухати ворожіння голкою
на дитину
If you want to obtain much from this article then you have to apply such techniques to your won web site.
молитви про збереження сім’ї та
шлюбу і напоумлення дружини наснилося немовля на руках тримаю
до чого сниться сваха із зятем наснилася бабуся з грошима
medicamentos sin efectos indeseables en Perú Orion Neunkirchen ordina farmaci
gdzie znaleźć leki w Szwajcarii Normon Melipilla Medikamente rezeptfrei in Apotheken in Düsseldorf erhältlich
kunnen we medicijnen zonder voorschrift krijgen Dominion Culiacán medicijnen aanbevolen door
specialisten
Los motivos más comunes de infidelidad entre parejas son la infidelidad y la falta de confianza. En una época sin teléfonos celulares ni Internet, los problemas de desconfianza y deslealtad eran menos problemáticos que en la actualidad.