ANDRO MANERA-TANY HO AN’NY PAOSITRA : « Firaisan-kina ho an’ny fifampitokisana-Miara miasa ho amin’ny hoavy azo antoka sy mifandray»

« Firaisan-kina ho an’ny fifampitokisana-Miara miasa ho amin’ny hoavy azo antoka sy mifandray»

Lohahevitra napetrak’ireo fikambanamben’ny paositra manera-tany izay nankalazaina tetsy amin’ny paositra Antaninarenina , Notokanana tamin’izany koa ny « Digital Center » izay notohanan’ny ministera miahy, ny MDNP Tahina Razafindramalo. Nomarihina tao anatin’izany ny fanolorana marim-pakasitrahana ireo ekipan’ny atletisma malagasy ,

izay nandray anjara tamin’ny lalaon’ny Nosy farany teo . Ny paositra Malagasy, miaraka amin’ny minisitera ary ireo ratsa-maingaikany manantanteraka vina sy fiaraha-miasa ,manome tolotra miantefa amin’ny malagasy rehetra , aminy alalan’ny teknolojia fifandraisana .

Reportage : LYCIA ANDRIANIRINA

Photo : NAMBININA RAMIANDRARIVO

150 réflexions sur “ANDRO MANERA-TANY HO AN’NY PAOSITRA : « Firaisan-kina ho an’ny fifampitokisana-Miara miasa ho amin’ny hoavy azo antoka sy mifandray»

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *