LUDYSOA SY NATHAN : HANAO FAMPISEHOANA AN-KIRA AO AMIN’NY CCESCA NY 20 MEY 2023

▶️▶️Tarika SOA Ludysoa sy Nathan ny 20 mey 2023 no hanao fampisehoana an-kira eny amin’ny CCESCA Antanimena .nadritra ny fihaonany tamin’ny mpanao gazety tao amin’ny hotely Radisson no nampafantarana ity Tarika SOA ity ary akehitriny izy ireo dia niverina eto Madagasikara , hampafantatra misimisy kokoa ny sangan’asany nandritra izay 7 taona izay .

▶️Ludysoa sy Nathan no ao anatin’ny tarika SOA izay niforona ny taona 2019. Ny taona 2020 dia tao anatin’ny fifaninana The Voice no nahafantaran’ny maro azy voalohany, nihitatra izany ka ny 2022 dia nandray anjara tamin’ny Eurovision izy mianadahy. Ankehitriny dia efa nahaforona hira maro i Lydisoa sy Nathan izay hirainy amin’io fampisehoana ao CC ESCA io.

✏️Andry Rakotonirainy

118 réflexions sur “LUDYSOA SY NATHAN : HANAO FAMPISEHOANA AN-KIRA AO AMIN’NY CCESCA NY 20 MEY 2023

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *