Ambanja: NISOKATRA NY JONO MAHALOKY

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 31 Martsa 2023 ny fadratohana ny trondro Mahaloky nanokatra izany tany an-toerana ny Minsitrin’ny jono sy ny toekarena manga PAUBERT TSIMANAORATY miara- dia aminy amin’izany ny Solombavambahoaka DARKHAOUI Siritis.

anio 01 Aprily 2023 tamin’ny dimy maraina dia efa maro ireo nirotsaka hadrato ity trondro mahaloky ity , ho an’ireo mponina irin’izireo ny hitondra vokatra maro ny asa ataony,nisy rahateo ny fanomezana fitaovana izay natolotrin’ny Ministera aryny famidram-pitantanana a-dranomasina ho an’ny vondron’ny mpanjono tao amin’ny kaomina Antafiambotry

31 Martsa 2023 no nanokatra ity no nanokatra .

Andry Rakotonirainy sary Joelison Paulin

#jono

#blue_venture

Araho ny vaovao hafa ao anaty https://ledefi.mg

2 réflexions sur “Ambanja: NISOKATRA NY JONO MAHALOKY

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *