BY PASS – ANKADIMBAHOAKA: EFA AZO AMPIASAINA
By Pass – Ankadimbahoaka : MIVERINA MISOKATRA NY LALANA
Vita ankehitriny ny fanamboaran-dalana eo amin’ny Fasika mihazo an’i By Pass . Efa misokatra ny fifamoivoizana amin’iny toerana iny.
Nisy tokoa mantsy ny asa fanarenana haingana nataon’ny teo anivon’ny tomponandraikitra samihafa.
Hiverina amin’ny laony arak’izany ny fifamoivoizana eo By Pass – Ankadimbahoaka ary hihena araka ny tokony ho izy ny fitohanana eny Mandroseza sy any Amoronakona.