CENI : DINIKA HO AMIN’NY FIFIDIANANA AO ANATIN’NY FITONIANA

CENI : DINIKA HO AMIN’NY FIFIDIANANA AO ANATIN’NY FITONIANA

Anio tontolo andro eny Novotel Ivandry no nanatanterahina ny dinika fihaonana eo amin’ireo hery velona rehetra sy ny mpanao politka izay voakasika moma ny fifdianana.
Fakan-kevitra avy amin’ireo ankolafi-politika sy fampitoviana ny fomba fijery amin’izay mety hanatsarana ny fifidianana ho avy no aao eny an-toerana , izany no natao dia mba ho fifdianana milamina sy am-pitoniana no hatrehin’ny rehetra.

Ny maraina tontolo dia fandraisana ny soso-kevitra avy amin’ny mpizaika rehetra no natao , ny tolakandro kosa no dinika isa tokony , sy ny fandravonana amin’izay hevitra tapaka .

Ny FFKM no anisany tompokevitra amin’izao dinika izao , izay ny CEN kosa no madrindra sy mitarika izany . ny fahitana ireo filoihan’antoko ngeza eto ami’ny firenena teny an toerana no nahatsapana fa samy mikaroka ny fomba izay hirindran’ny fifidianana ho avy izy ireo , hita teny an-toerana ihany koa ny fiaraha monim-pirenena sy finoana hafa.

Na dia misy aza ny tsindri-paingotra samhafa eo amin’ny fanehoan’ireo antoko politika sasany nandritra ny fandraisam-pitenenana , dia hinoana sy hantenaina fa hinnjano ho amin’ny tombontsoa vahoaka ny dinika tapaka .

Andry RAKOTONIRAINY

122 réflexions sur “CENI : DINIKA HO AMIN’NY FIFIDIANANA AO ANATIN’NY FITONIANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *