Fonjan’i Toliara: NATOMBOKA NY FANARENANA NY TAMBOHON’NY FONJA

Napetraka io maraina io ny vato fototra hanarenana indray ny tambohon’ny fonja
ao Bazar Be Toliara. Tonga tany an-toerana nametraka izany ny Praiminisitra
Lehiben’ny Governemanta Ntsay Christian , nisolotena ny Filoham-pirenena.

Nanotrona azy tamin’izany ireo olom-boatendry sy olom-boafidy ao Toliara.
” Toromarika azonay ny hoe rehefa misy zavatra hatao dia hatao haingana , ka izay no
hanarenana haingana an’ity tamboho ny Fonja izay narodan’ny rivodoza ity. Misaotra
ireo rehetra nandray ny andraikiny na dia teo aza izany fahasimban’ny fotodrafitrasa izany’, hoy ny
Praiministra tamin’ny tafa nataony.

pra

2 735 réflexions sur “Fonjan’i Toliara: NATOMBOKA NY FANARENANA NY TAMBOHON’NY FONJA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *