Rolly Mercia : SAZY MIHATRA 30 VOLANA
Nivoaka anio 14 febroary 2023 tetsy amin’ny tribonaly Anosy ny didim-pitsarana mikasika ny raharaha hafa hanenjehana an’i Harry Laurent RAHAJASON na Rolly Merci – #journaliste#ancien_ministre_communication.
Sazy mihatra 30 volana an-tranomaizina miampy lamandy 2 tapitrisa Ariary – ireo no didy nivoaka.
“Faux témoignage” sy “dénonciation abusive” kosa no vesatra niampangana azy.
Niteny moa ny Avocat mpiaro azy fa raha ny lalana no jerena dia “tsy tokony mbola hisy ny fanenjehana eto Madagasikara an’io raharaha mandeha io izay marihana fa tsy eto Madagasikara fa any Frantsa izy io. Tsy mbola vita akory ny fitsarana ny raharaha any Frantsa mantsy “.
Marihana fa efa nisazy 40 volana #rolly_mercia no misy indray izany ity sazy vaovao ity. Izany hoe tsy afa-bela mihitsy izany ity minisitry ny SERASERA teo aloha ity fa vao vita ny saziny tamin’ny fanenjehana azy teo aloha dia ity indray misy sazy 30 volana vaovao mihatra aminy.
#rolly_mercia
#journaliste
#ledefi_madagascar
Araho hatrany ny vaovao samihafa eto amin’ny https://ledefi.mg
http://jscorp1983.co.kr/bbs/board.php?bo_table=free&wr_id=136078
https://kjstore.co.kr/bbs/board.php?bo_table=free&wr_id=111
https://innopolis-katech.re.kr/aiops/bbs/board.php?bo_table=free&wr_id=3034
Great wordpress blog here.. It’s hard to find quality writing like yours these days. I really appreciate people like you! take care
https://www.outlookindia.com/plugin-play/ED8590ED8590EBB2B3-EB8F99EC9DBC-EC8694EBA3A8EC8598-EBA994EC9DB4ECA080EC82ACEC9DB4ED8AB8-EBAAA8EC9584EBB3B4EAB8B0
https://solo.to/kobet1
Nice post. I was checking constantly this blog and I am impressed!
Extremely helpful information specially the last part 🙂
I care for such info much. I was seeking this particular
info for a very long time. Thank you and best of luck.