Barea – Chan : TAFIAKATRA AMIN’NY QUART DE FINALE

Arabaina ny Barea A’ fa tafiakatra quart de finale amin’ny CHAN izay hatao any Constatine.
Nahazo isa 9 izy izao rehefa avy naharesy an’i Soudan tamin’ny alatsinainy alina iny.
Mozambika kosa no hihaona amintsika ary mbola hinoana fa ho resitsika izany.

Isika Barea izany izao no mitarika ao amin’ny vondrona C misy antsika. Mbola nampitolagaga
ny rehetra moa ny fahaizatsika baolina. Ekipa iray tao amin’ny Barea dia i Rakool na i Koloina
Razafindranaivo no voafidy ho Man of the match na Elu homme du match tamin’ity lalao ity.

Ny tena mampiavaka an’ity lalao ity dia ekipa malagasy , gasy iray gasy reny avokoa ry zalahy ireto ary
tena hita fa mamiratra aok’izany. Azo inoana fa handeha lavitra mihitsy ity fandresena ity satria
isika rehetra no manohana ny Barea. Alefa Barea …

PHOTO: FMF

303 réflexions sur “Barea – Chan : TAFIAKATRA AMIN’NY QUART DE FINALE

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *