Voahangy RAJAONARIMAMPIANINA : VOAROHIROHY TAMIN’NY RAHARAHA ANENJEHANA AN’I ROLLY MERCIA

Isan’ny voatonontonona amin’ilay raharaha anenjehana an’i Rolly Mercia koa ny ramatoa Vaoahangy Rajaonarimampianina-
vadin’ny Filoha teo aloha.

Nandritra ny famoahan’ny fitsarana ny didy mikasika an’io raharaha anenjehana an’i Rolly Mercia io dia namoahan’ny Fitsarana didy koa izy.

Izany hoe isan’ny voarohirohy ho niray tsikombakomba tamin’ny ministra teo aloha Rahajason Harry Laurent mahakasika ilay raharaha”faux témoignage” ihany koa.

Sazy miantona herintaona an-tranomaizina sy fandoavana lamandy iray tapitrisa Ariary no didy navoakan’ny fitsarana ho azy.

#voahangy_rajaonarimampianina
#rolly_mercia
#ledefi_madagascar

Araho hatrany ny vaovao samihafa eto anivon’ny https://ledefi.mg

145 réflexions sur “Voahangy RAJAONARIMAMPIANINA : VOAROHIROHY TAMIN’NY RAHARAHA ANENJEHANA AN’I ROLLY MERCIA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *