Soamanandrariny : VOAROBAN’NY JIOLAHY NY VOLA 21 MILLION AR – MATY VOATIFITRY ILAY TOMPONY

Soamanandrariny : VOAROBAN’NY JIOLAHY NY VOLA 21 MILLION AR – MATY VOATIFITRY ILAY TOMPONY

Raim-pianakaviana iray no namoy ny ainy vokatry ny tifitra nahazo azy. Ny 28 Mars 2023 tamin’ny 06 Ora sy sasany maraina, teo Soamanandrariny, kaominina Ambohimangakely no nisehoan’izany.

Lasan’ireo jiolahy ny vola 21 million Ar tao anaty kitapo noentiny – izay fantatra fa vola ampiasainy amin’ny maha mpanao cash point azy.

Handeha hamonjy ny toeram-piasany izy tamin’io.

Rehefa hivoaka ny elakelan-trano mivoaka ny arabe no nisy olona 02 lahy efa niandry ka ireo no nanao sito-mahery ilay sakaosy misy vola. Rehefa niezaka nanohitra ihay ilay tompony dia notifirin’ireo jiolahy ka voa teo amin’ny kibony ary nitarika ny fahafatesany.

Une réflexion sur “Soamanandrariny : VOAROBAN’NY JIOLAHY NY VOLA 21 MILLION AR – MATY VOATIFITRY ILAY TOMPONY

  • 16 septembre 2024 à 18h34
    Permalien

    Thanks for finally talking about > Soamanandrariny : VOAROBAN'NY JIOLAHY NY VOLA
    21 MILLION AR – MATY VOATIFITRY ILAY TOMPONY – ledefi.madagascar < Liked it!

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *