Ray aman-dreny ara-drazana : NITSODRANO NY FILOHAM-PIRENENA

Ny tsodrano zava-mahery…. Taorian’iny investiture ny Filoha Andry Rajoelina iny dia nisongadina ihany koa ny tsodrano nomen’ireto ray aman-dreny, olobe, taranak’Andriana, tompon-kasina. Voasolotena tamin’izany avokoa ny avy amin’ny lafy valon’ny nosy.

Nirary soa ny Filoha Andry Rajoelina ho ela fanapahana eto amin’ny Tany Repobilika ny Madagasikara izy ireo ary nanamabara fa hijoro ho Ray amandreny raha misy ny azo anampiana ny zanaka hoy Izy ireo teny amin’ny Rova ny Manjakamiadana na Rovan’Antananarivo.

#tsodrano#olobe

274 réflexions sur “Ray aman-dreny ara-drazana : NITSODRANO NY FILOHAM-PIRENENA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *