RAHARAHA NTSOA VHF

Raharaha Tsoa VHF : 7 TAONA AN-TERIVOZONA NO AZON’ILAY VEHIVAVY MPIARA-MIASA TAMINY ANTSOINA HOE VALERIA

Fito taona asa an-terivozona no azon’i Valeria ilay tovovavy voalaza fa mpiara-miasa sady sakaizan’i Tsoa, ary 20 taona asa an-terivozona ny an’i Tsila, ilay mpamiliny. Nafahana noho ny fisalasalana kosa ny voampanga hafa tafiditra tamin’ity raharaha ity.

Sarotra ny nitady ny marina tamin’ity raharaha famonoana ho faty an’i #Ntsoa_vhf ity satria dia aman-taonany vao hita ny momba izany. Androany moa no nandeha tetsy amin’ny CCO ny fifandaharana mikasika ity raharaha ity.

290 réflexions sur “RAHARAHA NTSOA VHF

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *