Raharaha Ambatolava : Manazava ny Tale Jeneraly BNGRC

🔴🔵KAOMINA AMBATOLAVA : TSY MITOMBINA NY FILAZANA FA NISY MATY 120 TANY ANY AN-TOERANA

▶Nanazava ny momba zava-misy any kaomina Ambatolava ny Tale jeneraly ny BNGRC ny Jeneraly ELACK Olivier Andriakaja, manoloana filazana fa nisy maty nohon’ny hanoanana miisa 120 ao amin’ity kaomina ity , izay anatin’ny Distrikan’ny Vangaindrano.

▶Araka ny fanamarinana an-taratasy azo avy amin’ny lehiben’ny Distrika Vangaindrano nalefa amin’ny BNGRC dia mitatitra fa tsy marina ny vaovao azo.

▶Mety ho hisy tsy fanjarian-tsakafo hoy hatrany Tale Jeneraly ny BNGRC fa olona miisa 120 kosa dia voaporofo fa tsy nisy .

Andry Rakotonirainy

410 réflexions sur “Raharaha Ambatolava : Manazava ny Tale Jeneraly BNGRC

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *