Ong TARATRY NY HO AVY : NANOME FIOFANANA MOMBA NY RAPHIA

Manana tanjona izahay dia ny “hanome fintana fa tsy hanome trondro ” – izany hoe hanome fiofanana mba hananana fahaizana entina miavotra amin’ny fiainana – hoy ny Filohan’ny Ong TARATRY NY HO AVY – andriamatoa Didier Florent.

 Nisy ny fanolorana fiofanana momba ny Raphia maimaimpoana izay natolotr’izy ireo – niarahana niasa tamin’ny Filoha Tale Jeneralin’ny ESCAME ny herinandro lasa teo .

Namaranana io fiofanana io moa ny fiofanana mikasika ny famoronana asa izay natolotr’ andriamatoa Marc RAMIARINJATOVO – Pdg Escame – Filohan’ny MDV Madagasikara Vaovao teny amin’ny Espace iray eny Andranonahoatra Itaosy.

Une réflexion sur “Ong TARATRY NY HO AVY : NANOME FIOFANANA MOMBA NY RAPHIA

  • 16 mars 2023 à 15h02
    Permalien

    Tsara kosa izany formation gratuit izany re olana a, de aiza tsara no misy anareo fa tsy de mazava le izy

    Répondre

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *