OIF

OIF: NANATANTERAKA ATRIKASA MIKASIKA NY TEKNOLOJIA

✅Nisy ny atrikasa izay niarahana tamin’ny “Organisation Internationale de la Francophonie” na OIF androany niaraka amin’ny fanjakana malagasy tao ihany koa ny “Association Francophone des Autorités” izany dia ho entina hampafantarana sy hizarana mahakasika ny “protection des données personnelles ” .

✅Hisy noho izany ny fizarana sy fampafanantrana ireo mpisehatra maro izay ho entina hizarana sy hampiarana ity lalana ity, raha araka ny nambaran’ny sekretera jeneralin’ny Antenimeran-doholona dia efa tamin’ny 2014 no nandaniana io lalana io ka misy ny voamera mpanaramaso io “données personnelles ” io ka afaka miroso amin’ny didy fampiarana amin’ny fiarovanana ny “données personnelles” io ny voamera.

✅Mila fanofanana sy fampiarana anefa io nohon’ny tecknolojia sy ny haitao ara-kajy mirindra izay efa miroborobo eto Madagasikara ka izay no anisany hanaovana atrikasa tahaka izao .

✅Maro ny mpisehatra hisitra izany ka anisan’izany ny avy ao amin’ny fanjakana malagasy, ny firaisamonim-pirenena. Arak’izany hivoaka atoato io lalana io ka ho hampihofanina daholo ireo mpisehatra rehetra hanatanterahana io resaka ” protection des données personnelles ” io.

Olivia
📝Alex R.

334 réflexions sur “OIF

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *