Mpitsabo sinoa 7 hiasa ao Ambovombe

Ambovombe Androy : MPITSABO SINOA 7 MIANADAHY HIASA HO AN’NY SEHATRY NY FITSABOANA

Noho ny Covid19 dia voatery niala tao Ambovombe Androy ireto mpitsabo sinoa ireto. Amin’izao fotoana izao dia tonga any indray izy ireo hanohy ny fiaraha-miasa, amin’ny sehatry ny fitsaboana.

Miisa 7 mianadahy izy ireo ary noraisin’ny Governoran’ny Faritra Androy.

Nitondra fanafody ho an’ny hopitaly any an-toerana ihany koa izy ireo. Haharitra 2 taona no hiasa ao Ambovombe Androy ireto dokotera Sinoa ireto.

7 réflexions sur “Mpitsabo sinoa 7 hiasa ao Ambovombe

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *