JAPON: NANOME FITAOVANA MOMBA NY FAMBOLENA MITENTINA 7 MILLION $

JAPON: NANOME FITAOVANA MOMBA NY FAMBOLENA MITENTINA 7 MILLION $

Nanome fitaovana hanatsarana ny fambolena ny Japoney. Mitentina 7 million $ ny tetibidin’izany.

Miaiky ny Japoney fa ny lafin’ny fambolena dia lalana iray hahafahana mandroso haingana.

Tonga nanotrona ny fanasoniavana ny fifanaraham-piaraha-miasa ny minisitry ny Fambolena sy ny ministry ny Raharaham-bahiny.

Efa hatramin’ny 1960 no efa niara-niasa tamintsika ny Japon ka mbola manamafy izay fiarahany miasa amintsika izay.

Ny masoivohon’ny Japon moa no nanolotra izany fitaovana izany izay nahitana tracteurs sy fitaovana vaventy enti-mamokatra.

415 réflexions sur “JAPON: NANOME FITAOVANA MOMBA NY FAMBOLENA MITENTINA 7 MILLION $

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *