Filohan’ny Ffkm: NATAO ANIO NY FAMINDRAM-PAHEFANA

Natao io tolakandro io ny fifampiarahabana ny filoham-piangonana efatra ao amin’ny Ffkm, tetsy amin’ny Katedraly Anglikana Ambohimanoro.

Fotoana iray namindrana ny fahefana ho an’ny filohan’ny fiangonana Fjkm , hitantana ny Ffkm mandritra ity taona 2023 ity koa izany.

Manomboka izao izany dia tsy ny Mgr Ranarivelo Jaona – filoham-piangonana Eem Anglikana intsony no mitondra ny Ffkm fa ny Pasteur Andriamahazosoa Irako Ammi filohan’ny Fjkm.

5 réflexions sur “Filohan’ny Ffkm: NATAO ANIO NY FAMINDRAM-PAHEFANA

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *