FFKM: HIFARANA ANIO NY FIHAONAMBE

Hifarana anio ilay fihaonambe hataon’ny FFKM eny amin’ny Fofikri Ilafy izay efa nanomboka ny alarobia teo.
Miandry fatratra izay fehin-kevitra avoakan’ny FFKM androany ny rehetra arak’izany.

Hisy ny fanambarana izay hataon’izy ireo na Point de Presse mikasika ny raharaham-pirenena sy mikasika ny tohin’ny fivoriana izay natao nandritra izay telo andro izay.

#ffkm
#raharaham_pirenena

Vaovao hafa ao amin’ny https://ledefi.mg/

281 réflexions sur “FFKM: HIFARANA ANIO NY FIHAONAMBE

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *